📅23 Jona 2026
📍 Coliseum Analamahitsy – Kianjan’Alarobia
🏃‍♂️🇲🇬 Notanterahina androany 23 Jona 2026 ny Hazakazaka ho an’ny Fahaleovantena ho fanamarihana ny faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy nijoroan’ny Foloalindahy. Hazakazaka nahatratra 2,8 km no natao niainga teo amin’ny Coliseum Analamahitsy ary nifarana teo amin’ny kianjan’Alarobia.Tonga nanatrika sy nandray anjara tamin’ izany ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta Mamitiana Rajaonarison sy ny Minisitra misahana ny Fanavaozana ,Maître Hanitra Razafimanantsoa .
✨Ity Hetsika iray ity izay ho entina maneho ny firaisankina sy ny fitiavan-tanindrazana. 🇲🇬👏