
Nihaona tamin’ny Lehiben’ny Distrikan’ny Boeny sy ny Lehiben’ny Sampandraharahan’ny Tetibola Boeny ny talem-paritra misahana ny Fanavaozana Boeny Razafindrakoto Tojo Harinala nifampidinika momba ny fiaraha-miasa amin’ny fanatanterahana ny dinika tarihin’ny FFKM sy ny famahana ireo olana mifandraika amin’ny asa iarahana.