MCR
Ministère en Charge de la Refondation
MCR
Ministère en Charge de la Refondation
Nandritra ny Lasy Tily Ravinala 157 dia nanamafy ny fanoloran-tenany ireo SkotoTily amin’ny fanompoana ny Tanindrazana sy ny fandraisana andraikitra ho amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara. 

Nisongadina nandritra ny famelabelarankevitra ny fanabeazana sy ny fampiroboroboana ny vina momba ny fiarovana ny tontolo iainana
, ny ady amin’ny kolikoly
, ny fanajana ny fananam-pirenena sy ny fitsipika iombonana, ny fahatsapana ho tompon’andraikitra ary ny fitantanana tsara ny fahefam-panjakana.
Notanterahina niaraka tamin’ny Minisitera Misahana ny Fanavaozana (MCR) ny hetsika.