
๐๐ฆ๐๐ -๐ฃ๐๐ก๐๐๐๐๐ก๐

Ao anatin’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakana ny fanatsarana hatrany ny fari-piainan’ny mpiasa sy ny fanavaozana ny fitantanana ny asam-panjakana.
Taorian’ny fampiakarana ny karama farany ambany eo amin’ny sehatra tsy miankina ho 300 000 Ariary sy 315 000 Ariary, dia nohavaozina ihany koa ny tambim-pivezivezena sy ny tambin-karama amin’ny iraka ho an’ny mpiasam-panjakana.

Mihatra nanomboka ny 12 Jona 2026 ny Didim-panjakana laharana 2026-1256, ary navoaka tao amin’ny Gazetim-panjakana ny 20 Jona 2026.
โโโโโโโโโโโโโโโโโโโโ

๐๐ฅ๐๐ข ๐๐๐ก๐ข๐ฉ๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐๐

๐๐๐ก๐๐ฆ๐ข๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐ฉ๐๐ข๐ฉ๐๐ข ๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐๐๐ฆ๐

๐ฉ๐ข๐ก๐๐ฅ๐ข๐ก๐ I

Indice : mihoatra ny 2 000

๐ฉ๐ข๐ก๐๐ฅ๐ข๐ก๐ II

Indice : 900 hatramin’ny 2 000

๐ฉ๐ข๐ก๐๐ฅ๐ข๐ก๐ III

Indice : latsaky ny 900

Io fanasokajiana io no mamaritra ny tamby sy ny fanonerana rehetra raisin’ny mpiasa.
โโโโโโโโโโโโโโโโโโโโ

๐๐๐ก๐๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐๐ข ๐ง๐ข๐ ๐๐ข๐ก๐ง๐ฆ๐ข๐ ๐๐ฅ๐-๐๐ข๐๐

๐ฉ๐ข๐ก๐๐ฅ๐ข๐ก๐ I

Tamby isan’andro amin’ny iraka : 115 000 Ar

Any amin’ny tanร n-dehibe lafo vidim-piainana : 150 000 Ar

Tamby hotely sy sakafo : 90 000 Ar

Tamby fifindran-trano (1โ4 olona) : 300 000 Ar

Isaky ny zanaka fanampiny : 30 000 Ar

Fitaterana entan’ny mpiasa : 2 500 kg

Fitaterana entan’ny vady : 1 500 kg

Fitaterana entan’ny zanaka : 500 kg
โโโโโโโโโโโโโโโโโโโโ

๐ฉ๐ข๐ก๐๐ฅ๐ข๐ก๐ II

90 000 Ar

120 000 Ar

75 000 Ar

255 000 Ar

25 000 Ar

2 000 kg

1 250 kg

500 kg
โโโโโโโโโโโโโโโโโโโโ

๐ฉ๐ข๐ก๐๐ฅ๐ข๐ก๐ III

80 000 Ar

100 000 Ar

60 000 Ar

210 000 Ar

20 000 Ar

1 500 kg

1 000 kg

500 kg
โโโโโโโโโโโโโโโโโโโโ

๐ ๐๐ฅ๐๐๐๐ก๐ ๐๐

Ny vady dia mahazo 2/3-n’ny tamby hotely sy sakafo.

Ny zanaka tsirairay dia mahazo 1/2-n’izany tamby izany.

4 500 Ariary isaky ny kilometatra ny saram-pitaterana razana na taolambalo.
โโโโโโโโโโโโโโโโโโโโ

๐๐๐ฃ๐๐ง๐ฅ๐ ๐ฉ๐๐ข๐ฉ๐๐ข ๐๐ ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐ฅ๐๐๐

25 km farafahakeliny miala ny toeram-piasana vao mahazo tamby.

8 ora farafahakeliny no fijanonana any amin’ny toerana anirahana.

Tsy mahazo mody matory mandritra ny iraka.

10 andro no faharetana ambony indrindra raha tsy misy fankatoavana manokana.

Mihoatra ny 3 volana โ raisina ho fifindrana maharitra.
โโโโโโโโโโโโโโโโโโโโ

๐๐๐ก๐๐ ๐๐๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐-๐ ๐๐ฆ๐ข

Tsy maintsy asiana tomboka sy fanamarinana ny Didy Maniraka.

Tsy maintsy aseho ny Kara-panondrom-pirenena, fahazoan-dร lana mamily na Pasipaoro.

Raha mihoatra ny 96 ora ny faharetan’ny dia dia tsy maintsy misy fanazavana an-tsoratra.

Tsy hisy tamby aloa raha tsy voahaja ireo fepetra rehetra ireo.
โโโโโโโโโโโโโโโโโโโโ

๐๐๐ฉ๐-๐๐๐๐๐๐

Nampitomboina ny tamby sy ny fanonerana ara-bola ho an’ny mpiasam-panjakana.

Nohavaozina ny fanasokajiana ny mpiasa araka ny mari-karama.

Nohamafisina ny mangarahara sy ny fanaraha-maso ny Didy Maniraka.

Mihatra amin’ireo fivezivezena rehetra natao taorian’ny nandraisana ny Didim-panjakana ireo fepetra vaovao ireo.
โโโโโโโโโโโโโโโโโโโโ

๐ฉ๐๐๐๐ข ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ -๐ฃ๐๐ก๐๐๐๐๐ก๐

Teny malagasy

Teny frantsay

๐๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฝ๐ฒ๐ป๐ถ๐๐ฟ๐ฎ โข ๐๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ โข ๐๐ผ ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐