πŸ€”π„πŸπš 𝐫𝐞 𝐦𝐚𝐭𝐞𝐭𝐒𝐀𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐑𝐞𝐯𝐒-𝐝𝐒𝐬𝐨 π¦π¨π¦π›πš 𝐧𝐲 π…π’π€πšπ¨π§πšπ§ππ¨π‘πš
Β« π‘·π’π’π’Šπ’•π’Šπ’Œπ’‚ 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 π’Šπ’›π’‚π’π’š ! Β» …
Β« π‘»π’”π’š π’Žπ’‚π’π’‚π’Ž-𝒑𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒉𝒐 Β» …
Β« 𝑬𝒇𝒂 𝒏𝒂𝒕𝒂𝒐 π’Šπ’›π’‚π’π’š 𝒕𝒂𝒍𝒐𝒉𝒂, π’•π’”π’š π’π’Šπ’”π’š π’π’Šπ’π’—π’‚ Β»
❌Ny Fikaonandoha dia tsy an’ny antoko politika ihany, ary tsy an’ny manam-pahaizana irery ihany koa.
πŸ’­Ianao izay miaina ny olana andavanandro no manana ny traikefa sarobidy indrindra hanovana ny zava-misy.
Tsy teny fikasana fotsiny – fa ny mangarahara, miainga avy any amin’ny fokontaninao ka hatrany amin’ny sehatra nasionaly.
πŸ‘‰ Araho ary ireto andian-tsary mifandimby ireto mba hahafantarana bebe kokoa momba ny #Fikaonandoha.
Β