
Nanatrika ny lanonana fananganan-tsaina

tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Tanamarina Bekisopa ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Rtoa Stella Razanamahefa sy ny mpiara-miasa aminy, niaraka tamin’ny Lehiben’ny Distrika Ikalamavony

sy ireo Talem-paritra avy amin’ireo sampandraharaham-panjakana isan-tsokajiny eto amin’ny Faritra Matsiatra Ambony.