
09 Jolay 2026 โ Toamasina

๐
๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ก๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ข๐ฌ๐๐ก๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐ ๐ญ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐๐จ๐ง’๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ญ๐๐ฅ๐๐๐ฏ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ข๐ฌ๐๐ก๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐ ๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐๐ง๐๐ง๐

Nitsidika ny biraon’ny Fitaleavam-paritra Atsinanana ao Toamasina ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa sy ireo mpiara-miasa aminy.Fihaonana izay nizotra tamim-pitiavana sy nanolorana an’ny Ramatoa Minisitra fitafy nentim-paharazana Betsimisaraka ho mariky ny fanajana sy ny fankasitrahana. Nandray azy tamin’izany ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Atsinanana Rtoa Rasoanamary Voizy Blandine sy ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Analanjirofo Rtoa Andrianandraina Aldine Nisy ihany koa ny dinika fohy niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra sy mpiasa, nifampizarana toromarika sy nandrindrana ny fanatsarana ny fomba fiasa eo anivon’ny Minisitera.