
10 Jolay 2026 | Toamasina โ Faritra Atsinanana

๐
๐ข๐ง๐ญ๐ข๐ง๐ ๐๐ง-๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ก๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐๐จ๐๐จ๐ซ๐จ๐๐จ๐ง’๐ง๐ฒ ๐
๐๐ง๐๐ฆ๐๐๐ซ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ง๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐๐.

Tonga nanatrika izany ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, Kolonely Randrianirina Michaรซl, niaraka tamin’ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta notarihin’ny Praiminisitra sady Lehiben’ny Governemanta, Mamitiana Rajaonarison.
