Fanomanana ny fitsidihan’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika,
ary fivoriana niaraka tamin’ny Praiminisitra sy ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Faritra Atsinanana, mba handrindrana ny laharam-pahamehana ho an’ny fandriampahalemana, ny jiro sy angovo, ny fahasalamana ary ny fampandrosoana an’i Toamasina.
Nanatrika izany ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana, Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa sy ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta.