Passer au contenu
Accueil
Actualitรฉs
Conseil de Gouvernement
Conseil des Ministres
Contacts
Le Ministre
Nos Projets
Organigramme
PMO-PGE
Staff
MCR
Ministรจre en Charge de la Refondation
Actualitรฉs
Le Ministรจre
Le Ministre
Organigramme
Staff
Documentations
PMO-PGER
Conseil de Gouvernement
Conseil des Ministres
Nos Projets
Contacts
MCR
Ministรจre en Charge de la Refondation
Menu
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Ampahafantarina amin’ny rehetra fa tsy marina ireo vaovao miparitaka amin’ny tambazotra sosialy milaza fa mandrara ny olona tsy hizara vaovao momba ireo tranga fahaverezana ankizy, tanora, mpiray tanindrazana ny Governemanta.
Tsy nisy fanambarana toy izany navoaka.
Angatahina ny rehetra tsy hampiely izany ary hijery ny loharanom-baovao ofisialy.
Aza voafitaka. Aza mampiely lainga.
#MCR
#Fanavaozana
#Fahamarinana
#Madagasikara